Teny iditra (1/4) | 1 rere |
Fototeny | 2 re |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] [duplicatif diminutif] |
Teny iditra (2/4) | 5 rere |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] poa-basy maro atao indray mirefotra |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] décharge simultanée de plusieurs armes à feu |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 10 rere |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Bara]
sokatra 13 [1.1] soka-dranomasina lehibe |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.7] a fresh-water turtle |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] nom d’une grande tortue d’eau douce 16 [1.54] grande tortue d'eau douce 17 [1.8] tortue d'eau douce 18 [1.5] tortue. Cf fano |
Voambolana |
19 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Anaram-biby |
|
Teny iditra (4/4) | 21 rere |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] anaram-borona izay fantatra kokoa amin' ny anarana hoe vorondreo |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.3] oiseau. Comme vorondreo |
Voambolana |
25 Haibiby: vorona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |