Teny iditra resin-tondro maso
Singan-teny resy ; tondro ; maso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Very tohana tsy manan-kianteherana, fa tsy eo intsony ireo kiady sy voninahitra mpiaro ny tena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/29