|
|
|
|

Teny iditra1  resy tsy miady
Singan-teny  2  resy, tsy, miady
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ireo kivy ambony ihany na tsy mbola nanao na inona na inona aza ka dia miala sy mihataka na mijanona mihitsy aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01