| Teny iditra | 1 resy lahatra |
| Singan-teny | 2 resy, 3 lahatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy manan-kolazaina noho ny antony efa mazava niadian-kevitra; tsy manan kolazaina intsony amin' ny adihevitra fa efa voaporofo ny maha-diso ny hevitra tohanany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 beaten in an argument; convinced, persuaded
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 battu devant les juges ou dans la discussion
[1.3#528] 8 battu dans une argumentation, convaincu, persuadé [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06 |
|