|
|
|
|

Teny iditra1  resy ny maty
Singan-teny  2  resy, maty
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] anambarana fa tsy afa-miteny intsony ny maty ka manao izay tiany ny velona; ilazana indrindra ny olona maty, ka malady manambady ilay vadiny velona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07