Teny iditra resy tondro-maso (resy, tondro, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy manana olona mpanohana intsony fa ny ray sy ny reny efa maty na tsy tia [Rajemisa 1985]

2012/09/20