Teny iditra | 1 resy tosika |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka |
Singan-teny | 4 resy, tosika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |