|
|
|
|

Teny iditra1  resy tosika
Singan-teny  2  resy, tosika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01