Teny iditra retsy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsy, fa raofim-potsiny ny trondro eto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay ô vous, vous autres; employé qu'entre femmes et uniquement pour appeler [1.20]
Ohatra Izao retsy no izy a: [2.472]
Tovy hevitra retsiana
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31