|
|
|
|

Teny iditra1  riam-bato
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny rano mivarina amin' ny haram-bato
Ohatra  4  [2.499#] Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.
Singan-teny  5  riana, vato

Fivaditsoratra  6  ambotria, itambaro, riam-bato

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21