Teny iditra | riandriana (riana) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fandikana frantsay | duplicatif [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | riandriana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Vy bontolo, fisapisaka ny tampony, ametrahana ny zavatra hotefena izay kapohina amin' ny maritoa eo amboniny [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | an anvil [Richardson 1885, Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | enclume [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |||
Ohatra | fotsy ny any, fotsy ny aty—dia ny fampohaza sy ny riandriana izay hivelezana ny gadra hamatorana anao. [Rabezandrina: Ikotofetsy] | |||
Teny iditra | riandriana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fandikana frantsay | arbuste [Abinal 1888] | |||
[Bezanozano] (peut être de riana : cascade, rapide des cours d'eau). Nom d'un arbuste d'après Malzac. [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: Hazo | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |