|
|
|
|

Teny iditra1  ridana
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra.
Ohatra  4  Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  ana-dry, andrai, andray, andria, aridan, darina, dranay, iadran, iandra, iradan, nadira, narida, niadra, nirada, ridana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21