Teny iditra ri-drano (ritra, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny lohataona mahatankina ny rano any am-pantsakana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31