Teny iditra riha
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Mahafaly] ianao [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Riha gendarme, hoy i, ho mpanasa ty siki' i valiko, iha Vazaha, hoy i, ho mpantsaka ty ràno' i valiko. [Gueunier: Contes, takila 40]

Teny iditra riha
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Mahafaly] tranombary [Rakotosaona 1972]

2019/08/17