Teny iditra rija
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Rigueur [1.13, 1.5]
 Compacité [1.5]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra rija
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hira atao miaraka amin' ny dihy mitoto tany fanaon' ny Betsileo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Chanson betsileo [1.5]
Ohatra Indreny ny ankizy tao an-tanàna nilahatra nihira sy nandihy, nanao rija, hoy izy tompon-tany. [2.499]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12