Teny iditra | 1 rijarija |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Haavo na tsanganana maradona tsara, rajaraja. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] Le port d'un arbre ; surtout quand ce port est élancé, élégant. On dit aussi firijarija. |
Voambolana |
5 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 8 jirajira, rijarija |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |