Teny iditra rika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo boribory atao ao ambanin' ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan' ny vata. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Nom qu'on donnait autrefois aux rondins utilisés pour déplacer les dalles funéraires ou d'autres objets lourds à l'aide de leviers, ainsi qu'aux bois utilisés pour faire ces rondins. Voir vandrika. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tovy hevitra rikany

Teny iditra rika
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Ialahy, ise, itena [1.78]
Tovy hevitra roke
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31