|
|
|
|

Teny iditra1  rimo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fandehanana mafy; fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy; fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely [1.1]
Sampanteny 
4  Anarana :

Fivaditsoratra  5  miro, rimo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31