Teny iditra ringindringitra (ringitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra
(volo) Fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity [1.1]
Tovy hevitra ringitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20