|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  riotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandehanana mafy, hazakazaka na fimaonana mafy
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  riotra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Anaran-kazo tsy dia lehibe loatra, karazana mimoza
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3] arbuste. Espèce de Mimosa
13  [1.196] (sens général : galop, course rapide ; allusion au fait que la plante croît surtout dans les mauvais pâturages ou le long des pistes où le bétail ne s'arrête pas). Mimosa asperata L. (Fabaceae). Plante souvent rampante et dont les aiguillons causent les égratignures de cicatrisation difficile, car elle est le plus souvent infectée du fait du passage fréquent des animaux. Espèce à éliminer des pâturages. [Sihanaka]
Voambolana  14  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16  airotr, aoritr, aritro, irotra, oritra, riotra, roatry, roitra, triaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30