|
|
|
|

Teny iditra1  ripaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko
Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] destroyed in large numbers
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] couché ou exterminé en masse
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11  aripak, paraky, pikara, piraka, ripaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21