Teny iditra risika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zoto hanao zavatra; hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray; zotom-po sy havitrihana: Manàna risi-po rehefa miasa [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy zeal, encouragement [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay zèle, encouragement [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31