|
|
|
|

Teny iditra1  ritina
Fototeny  2  ritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Alana ny rano ao aminy: Tokony horitina ity farihy ity fa tsy mahasalama
Andrahoina amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Tsara ny hena ritina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be dried up, to be cooked till all the water is gone
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on dessèche ; qu'on fait cuire jusqu'à ce que le liquide soit evaporé
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  itarin, nitari, nitary, nitria, raniti, riatin, ritina, tairin, tariny

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20