Teny iditra | 1 ritsoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#538] chuchotement |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny ritsoka io |
Fivaditsoratra | 11 akositr, asokitr, kositra, ratsiko, ritsoka, satriko, satroky, sikotra, sitrako, sokatry, sokitra, tsikora, tsorika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |