Teny iditra rivo-drano
Singan-teny rivo- (rivotra) ; rano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny rivotra mitsoka eny amoron-drano izay mandrakariva somary mamirifiry [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05