Teny iditra rivo-balala
Singan-teny rivo- (rivotra) ; valala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rivotra maimaina izay mialoha ny fiavian' ny valala ary heverin' ny olona ho mitondra aretina (sery) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Brise lourde qui annonce parfois l’approche des sauterelles ; brise lourde qui donne mal à la tête [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05