|
|
|
|

Teny iditra1  rivo-balala
Singan-teny  2  rivotra, valala
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] rivotra maimaina izay mialoha ny fiavian' ny valala ary heverin' ny olona ho mitondra aretina (sery)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#538] Brise lourde qui annonce parfois l’approche des sauterelles ; brise lourde qui donne mal à la tête

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07