Teny iditra roandriana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Mahafaly] rangahy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra roandriana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] mpanjaka, andriana [Rakotosaona 1972]
Ohatra Andevon' ny Roandriana Zafimanara izy taloha. [Randriamamonjy: Tantara, takila 75]

Teny iditra roandriana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tanosy] (mis pour rotrandriana : de rotra ; et riana : cascades, rapides ; allusion aux lieux frais qu'affectionne cette espèce). Homalium brevipedunculatum Scott-Elliot (Salicaceae). Le rapprochement avec le Rotra tient à ce que les usages des deux bois sont analogues. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Homalium brevipedunculatum

2019/08/17