Teny iditra | 1 roa sosona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] roa mikambana, na mitambatra |
Ohatra |
4 [2.332] roa sosona ny soa mety ho azonareo. 5 [2.270] Adidy roa sosona no handehanako, na dia izaho irery aza! |
Singan-teny | 6 roa, sosona |
Fivaditsoratra | 7 roa sosona, sosoarano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |