Teny iditra roatina (roatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Esorina ny roatrany: Roaty ny vary rankizy a [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be rushed upon; to have the foam skimmed off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on écume; qu'on attaque en masse et subitement [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : roatina, roatiko, roatinao, roatiny, roatintsika, roatinay, roatinareo, roatin', roatin-, roatim-, roati-
Ny lasa : noroatina, noroatiko, noroatinao, noroatiny, noroatintsika, noroatinay, noroatinareo, noroatin', noroatin-, noroatim-, noroati-
Ny hoavy : horoatina, horoatiko, horoatinao, horoatiny, horoatintsika, horoatinay, horoatinareo, horoatin', horoatin-, horoatim-, horoati-
Filaza mandidy : roaty

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20