Teny iditra | 1 roatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vorivory fotsy miforona eo ambonin' ny rano; tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin' ny rano midona mafy amin-javatra ka miverina mifanena, na avy amin' ny rano misy savony, na avy amin' ny vary andrahoina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] foam, froth |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] écume, débordement 6 [1.196] (général). Ecume que font certains fruits ou légumes quand on les faits cuire. Par exemple :
|
Voambolana |
7 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny roatra io |
Fivaditsoratra | 15 araotr, aroatr, raotra, ratrao, roatra, troara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |