Teny iditra | 1 robohana |
Fototeny | 2 roboka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza izay andentehana zavatra: Robohan' ny olona tapa-kazo io rano io dia sotroiny |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 boroahan, hanaboro, norobaha, robohana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |