Teny iditra (1/2) | 1 roboka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 roboka |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3#541] cajolé, séduit par la flatterie |
Fivaditsoratra | 13 arobok, boroka, koroba, roboka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |