Teny iditra |
roborobo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Toetran' ny afo miredareda, mirehitra fatratra [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | flaming, blazing [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | état de ce qui est flamboyant, de ce qui brûle bien [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
roborobo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | état de ce qui est propère, de ce qui [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
roborobo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | réjouissance de famille, allégresse commune [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|