Teny iditra rofy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] faty, fahoriana [Rakotosaona 1972]
 Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity
¶ Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy illness, ill health [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay maladie, malaise [Rajemisa: Vakoka]
 maladie chronique, mauvaise santé [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/08/25