Teny iditra | 1 rofy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
faty, fahoriana 4 [1.1] Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] illness, ill health |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] maladie, malaise 7 [1.8] maladie chronique, mauvaise santé |
Ohatra |
8 amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao! [2.470#] |
Voambolana |
9 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny rofy io |
Fivaditsoratra | 14 firo, fory, rofy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |