|
|
|
|

Teny iditra1  rohae
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza ny tany mainty miparasadrasaka toy ny lavenona, na toy ny main' ny afo tany aloha ela [Sakalava] [1.1]

Fivaditsoratra  4  eraho, raohe, rohae

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31