Teny iditra (1/3) | 1 rohy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
tady, kofehy 4 [1.1] Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a cord used for binding |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] attache, lien |
Ohatra |
7 Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [2.643] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 17 rohy |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Taisaka]
omby voafatotra mba hoterena 20 [1.1] [Tsimihety] Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso |
Teny iditra (3/3) | 21 ROHY |
Sokajin-teny | 22 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [3.1] Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana |
Fivaditsoratra | 24 hori, hory, rohy, ROHY |
Nohavaozina tamin' ny 2024/11/29 |