Teny iditra | 1 roimemy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana roy izay mafy aoka izany ny hazony (Mimosa latispinosa) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (de roy : plante épineuse et memy : la fournaise, ce qui brûle cruellement ; allusion aux égratignures provoquées par cette espèce qui s'infectent immédiatement et causent une vive irritation). [Merina]
5 [Betsileo] 6 [Bara] 7 [Mahafaly] (1) Mimosa latispinosa Lam. (Fabaceae). Les feuilles servaient à faire des inhalations pour prévenir des convulsions des jeunes enfants ; pratique d'origine magique. (2) Plus récemment (Merina et Betsileo) nom appliqué aussi à Caesalpinia sepiaria Roxb. (Fabaceae). Voir roimbazaha. |
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 9 romemy |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny roimemy io |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05 |