Teny iditra roiña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Tsilo: Trandraka an-droiña ko hita maso fa tsa haza tañana (Trandraka anaty tsilo ka hita maso fa tsy azo raisina) [1.78]

Teny iditra roina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de roy : plante épineuse, ronce). Rubus apetalus Poir. (Rosaceae). Ronce à fruit comestible. [1.196]
Anarana siantifika Rubus apetalus
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31