Teny iditra (1/2) | 1 rojo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
firavaka iambozonana 4 [1.1] Masom-by na varahina na volafotsy na volamena mitohitohy ka zary fehy, hitanana mpangalatra na hiambozonan-javatra na hatao haingo: Tapaka ny rojom-pamantaranandroko ~ Rojo vy ~ Rojo vola |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a chain |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] chaîne |
Ohatra |
7 rojo volamena saro-bidy iny. [2.499] 8 Hoy izy sady nanaisotra ny rojo volamena niambozonany. [2.471] |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
11 Randzavola: rojo ao amin' ny Baiboly (=> ravaka) |
Teny iditra (2/2) | 12 rojo |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Karazam-bary lava madio ny voany: Vary rojo fotsy ~ Vary rojo mena |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.196] (toute l'île). Nom des variétés de riz, Oryza sativa L. (Poaceae) à grain gros et court, à glume pourvue d'une forte arête. On distingue le rojo fotsy à périsperme blanc ; et le rojo mena, à périsperme rouge. |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 19 joro, -joro, rojo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |