Teny iditra | rokaky | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Ana, sasatra Valaka, reraka [1.78] | |
[Mahafaly] Reraka [1.78] | ||
[Tanosy] Sahirana, valaka, sasatra [1.78] | ||
Fivaditsoratra | kiroka, koraky, korika, rokaky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |