Teny iditra rokina (roky)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tenenina na tononina tsy mahitsy tsara: Aza rokinao ny fitenenana fa tsy any ambanivohitra akory isika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rokina, rokiko, rokinao, rokiny, rokintsika, rokinay, rokinareo, rokin', rokin-, rokim-, roki-
Ny lasa : norokina, norokiko, norokinao, norokiny, norokintsika, norokinay, norokinareo, norokin', norokin-, norokim-, noroki-
Ny hoavy : horokina, horokiko, horokinao, horokiny, horokintsika, horokinay, horokinareo, horokin', horokin-, horokim-, horoki-
Filaza mandidy : rokio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20