Teny iditra ronaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Resim-pitiavana tafahoatra ka malemy sy manaiky lembenana tsy afa-manohitra, renoka amin' ny fitiavana [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31