Teny iditra rondrarondra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mirazorazo, toy ny volon-doha lava, ny hazo be ravina sy maro rantsana milonjehitra... [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay (de la racine hondrahondra : qui pend, comme une chevelure mouillée). Se dit des branches longues et pendantes comme celles du saule pleureur. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31