Teny iditra | 1 rondrarondra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mirazorazo, toy ny volon-doha lava, ny hazo be ravina sy maro rantsana milonjehitra... |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (de la racine hondrahondra : qui pend, comme une chevelure mouillée). Se dit des branches longues et pendantes comme celles du saule pleureur. |
Voambolana |
5 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |