Teny iditra | 1 rongaronga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitomboana haingana, faharorohana ao anatin' ny fotoana tsy ela |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] Croissance rapide, comme celle des pousses de bambou, de l'inflorescence des Agaves, etc. |
Voambolana |
5 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 9 rangorango, rongaronga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |