Teny iditra | 1 rora mafaitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilay rora mangidingidy ao am-bava amin' ny maraina vao mifoba raha mbola tsy nihontsam-bava |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the first spittle in the morning which is used as an eye salve. |
Voambolana |
5 Haiaina |
Singan-teny | 6 rora, mafaitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |