Teny iditra | rora mafaitra | |
Singan-teny | rora ; mafaitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay rora mangidingidy ao am-bava amin' ny maraina vao mifoba raha mbola tsy nihontsam-bava [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The first spittle in the morning which is used as an eye salve. [1.2] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |