| Teny iditra | 1 roranga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] Tanety rakotra bozaka
[1.1] 4 velaran-tany misy vilona sy hazo madinika mahalana firaofan'ny biby [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 savane arborée
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 7 Androrangavola |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|